
|
Mis ŕ jour le 07 Mai 2012 * Vaovao Mahafaly © |

|
Ny vavaka no mamelona ny fanahy, izany hoe tahaka ny olona tsy velona raha tsy misy rivotra iainana dia toy izany koa ny fanahy tsy velona raha tsy misy vavaka... |









|
Fanantenana |
|
Fitiavan’Atra |
|
Famonjena |
|
Sarobidy Ianao |

|
Vaovao-Mahafaly.com |
|
Sola Gratia ; Sola Fide ; Sola Scriptura |

|
Faly mirahaba anao izay mitsidika izao tranokalam-pifandraisana izao izahay. Isaorana tokoa Andriamanitra, satria, Izy no niavian’izao fomba maro samy hafa izao, ahafahana, mijoro vavolombelon’ny anarany masina , ahafahana ihany koa, mifampizara amintsika ny fitiavany sy ny fahatsarany . Ny tanjona manery anay, dia ny hizara izay fitiavan’Andriamanitra izay, ka ny handraisan’ny tsirairay avy, izay tandrifiny amin’ny alalan’izao tranokala izao : - Fampaherezana ho an’izay very hevitra, - Fitomboana ara-panahy ho an’izay mangetaheta, - Ary indrindra, , ilay Vaovao Mahafaly dia ny famonjena ao amin’i Jesosy Kristy Tompo ho an’izay mbola misalasala. Maniry anao ary, hahazo aimpanahy vaovao, ary, ho an’Andriamanitra Ray, Zanaka, Fanahy masina anie ny voninahitra Amen. Rivo sy Norohanta RAMAHERIMANANA |
|
Fifan- draisana |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
Tsy afaka mitondra firenena amin’ny fahamarinana raha tsy miaraka amin’Andriamanitra sy ny Baiboly Georges Washington Filohampirenen’i Amerika (1732-1799) |
|
|